Il n’y a pas d’extrait, car cette publication est protégée.
Projet de loi de finances 2020 : Répartition des dépenses axée sur les besoins réels de la population
Dans le cadre de la mise en œuvre de la Politique Générale de l’Etat présentée au niveau de l’Assemblée Nationale le 16 août 2019 et au niveau du Sénat le 20 août 2019, le Gouvernement adoptera une politique budgétaire basée sur les besoins réels de la population. C’est dans cette démarche qu’a été élaboré le […]
Volavolan-dalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana 2020 Fitsinjaran’ny fandaniana mifanandrify amin’ny filan’ny vahoaka mivantana
Ao anatin’ny fampiharana ny Politika ankapoben’ny Fanjakana nambara teny amin’ny Antenimieram-pirenena tamin’ny 16 Aogositra 2019 sy ny Antenimieran-doholona tamin’ny 20 Aogositra 2019, izay entina manatanterahana ny vina ho amin’ny Fisandratan’i Madagasikara (IEM), ny Governemanta dia nankatoa ny politika matotra ara-bola mifototra amin’ny laharam-pahamehana amin’ny filan’ny vahoaka. Ny volavolan-dalana mikasika ny teti-bolam-panjakana 2020 dia ahitana taratra […]
ASA TAGNAMARO : NAVITRIKA NY MPIASAN’NY MINISITERA
Manoloana ny asa Tagnamaro izay tanterahina indray mandeha isam-bolana dia nandray anjara mavitrika amin’ny fanasoavana ny tanindrazana ihany koa ny mpiasan’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, androany teny amin’ny Sampandraharaham-paritry ny Tetibola Analamanga eny Andraharo. Mpiasa 120 avy amin’ity Sampandraharaha ity, miampy 60 avy eny Ambohidahy ary 80 avy amin’ny “Garage Administratif”, no niara-nisalahy tamin’izany. […]