Article

Fikaonandoham-paritry ny Tetibolam-panjakana 2021 :

MR

Mamy RABARY

Nosokafan’i Randriamandrato Richard, Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, tamin’ny fomba ofisialy tao Maintirano ny 08 febroary lasa teo ny Fikaonandoham-paritry ny Tetibolam-panjakana 2021.

Taorian’izany dia nahavita soa aman-tsara ny anjara birikiny niaraka tamin’ireo mpampiasa ny volam-panjakana isan-tokony ho an’ity taona 2021 ihany koa ny tao amin’ny Faritra DIANA, ny Faritra Betsiboka ary ny Faritra Ihorombe.

Marihana moa fa ny Fikaonandoha dia entina hibanjinana sahady ny Tetibolam-panjakana asiam-panitsiana (LFR) 2021 sy topimaso ny Tetibolam-panjakana 2022.

PHOTOS SRB IHOROMBE

PHOTOS SRB DIANA

PHOTOS SRB BETSIBOKA